HATANORANA
Mandalo ny hatanorana
ka ny ho avinao aza simbana
tsy ho vehivavy kely karanao
mirenireny isanandro izao
ovao ny famindra fa tsy tsara
aza kivy fa mbola tsy tara
ny endrika sy bika anananao
ataovy reharehan-dray sy reninao
mamanao maniry ary manantena
mba te ahazo valim-babena
amboaro ny ho avinao
anao kaza maditra
toetry ratsy
zeny azonao ovana
tarehy tsaranao kaza simbana
mba mieritrereta a!a!
Fahendrena miantso anao mba hiverina
mipodiana dieny mbola tsy manenina
Hajao ny tenanao mba ho deraina
Ny vatanao aza zaraina
Hadalana manimba fiarahamonina
Ny havanao koa mba menatr’olona
................
Ataoko anao mieitrereta an!